|
|
|
|

Entrée1  tsindrio
Partie du discours  2  impératif du verbe passif tsindriana [Liste complète]
Exemples  3  [1.1] tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
4  [1.1] tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra
5  [2.324] tsindrio sy toneo ny fonao, Randrianaivo, hoy ny eritreriny anankiray, fa tsy manana elatra toy ireo tantely ireo hianao, ary ilay voninkazo mahafalifaly anao ary ambony lavitra, ka tsy azonao hatonina.
Radical  6  tsindry
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot tsindrio

Mis à jour le 2025/04/19