Entrée tsindriana (tsindry)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko
¶ Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy
¶ Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha
¶ Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
tsindriana
tsindriako
tsindrianao
tsindriany
tsindriantsika
tsindrianay
tsindrianareo
tsindrian'
tsindrian-
tsindriam-
tsindria-
notsindriana
notsindriako
notsindrianao
notsindriany
notsindriantsika
notsindrianay
notsindrianareo
notsindrian'
notsindrian-
notsindriam-
notsindria-
hotsindriana
hotsindriako
hotsindrianao
hotsindriany
hotsindriantsika
hotsindrianay
hotsindrianareo
hotsindrian'
hotsindrian-
hotsindriam-
hotsindria-
tsindrio
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/05/14