Entrée tsindretra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[Fox: Hainteny, numéro 294]
Citations 

2013/07/27