Entrée tsindrantsindrana
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo
¶ Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/10/02