| Entrée | 1 fitsindrantsindrana |
| Radical | 2 tsindrantsindrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|