Entrée tsimperifery
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes tsimahalatsaka
Exemples Tsy mitambitamby amin'ny tsimperifery izahay Fa manana sakay tsara fefy; [Rakotomalala: Ianareo]

2019/10/30