Entrée tsikorovana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937 page H.287]
 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [Rajemisa 1985]
Explications en anglais Madagascar black bulbul [Langrand: Birds page 262]
Explications en français bulbul noir [Langrand: Oiseaux page 314]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hypsipetes madagascariensis
Synonymes horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva

Mis à jour le 2020/07/31