Entrée horova
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona: Firaketana]
   Jereo tsikorovana [Rajemisa 1985]
Définition française   merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Hypsipetes madagascariensis
Synonymes   horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

2017/12/11