Entrée tsikoko (koko)
Partie du discours nom
Définition malgache Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise grime on the body, on garments, etc [Hallanger 1973]
Définition française crasse [Hallanger 1974]
 crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka [Rajaonarimanana 1995]
Mots composés, titres, noms 
Exemples ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra. [Andraina: Mitaraina, page 173]
Citations 

2017/04/11