Entrée |
tsikafara
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
|
| Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13]
|
Explications en français | Cérémonie de voeu exaucé [1.13]
|
Exemples | Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara".
[2.471]
|
|
Entrée |
tsikafara
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Faniriana [1.78]
|
|