Entrée | 1 tsiahivina |
Radical | 2 tsiahy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Exemples |
4 Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany.
[2.471]
5 tsiahivintsika ny zava-nisy. [4.27] |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 tsahina, tsahivina |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |