Entrée tsia
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise no [Hallanger 1973]
Définition française non [Hallanger 1974]
Analogues  aha

Entrée tsia
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache  [Tanala] isika [Rakotosaona 1972]
Synonymes tsiana
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée tsia
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] zazavavy [Rakotosaona 1972]

2019/08/17