|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1]
Explications en anglais  4  a market [1.7]
Explications en français  5  marché [1.3#758, 1.8]
6  bazar, la place du marché [1.3#758]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Mots composés 
Illustrations 
23  24  25 

Entrée (2/2)26  tsena
Partie du discours  27  Non spécifié
Explications en malgache  28  Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1]
Explications en français  29  action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3#758]
30  action de rencontrer [1.8]
Dérivés 
31  Verbes actifs :
32  Verbes passifs :
33  Verbes relatifs :
34  Noms :
35  Adjectifs :

Anagrammes  36  antse, senta, tsena

Mis à jour le 2023/05/16