Entrée | 1 tsenaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tsena |
Explications en malgache |
4 [1.1] (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 itsenana, 10 tsenaina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |