Entrée tsatsaingoka
Partie du discours nom
Définition malgache fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan' ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa.
Mitovy hevitra: tsaraingona [Rajemisa 1985]
Définition française action de se mêler des affaires d’autrui, de couper la parole à quelqu'un [Abinal 1888]
Dérivations 
Autres orthographes 

2017/08/30