| Entrée | 1 tsaraingona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' ny olona; fitsabahana amin' ny raharahan' ny hafa; fanapahana ny tenin' olona mbola mitohy fa tsy mahandry [1.1] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 18 sarangotina, 19 tsaraingona |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|