|
|
|
|

Entrée 1  tsaravelatsihy
Mots élémentaires  2 tsara, 3 velatra, 4 tsihy
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1]
Synonymes  7 fihatsarambelatsihy
Analogues  8  donga, 9  joko, 10  joko, 11  malefaka, 12  manafin, 13  manao, 14  manao, 15  manga, 16  mangahazo, 17  miefitra, 18  mihatsaravelatsihy, 19  ranomaso, 20  saka, 21  tsara, 22  tsara, 23  vandana, 24  vava, 25  vazi, 26  voara

Mis à jour le 2026/04/22