Entrée tsaraka
Partie du discours nom
Définition malgache Ny feon' ny akanga somary lavareny. [Vocabulaire: Zoologie: (en général)]
¶ Feo migadragadra na mikiririoka somary farimparina
¶ Feon' ny rano mivoaka ny fantsona [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Citations 

2009/10/08