|
|
|
|

Entrée1  tsaitsaim-bary
Radical  2  tsaitsaika, vary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy) [1.1]
Vocabulaire  5  Economie: alimentation
Synonymes  6  tsaitsainy

Mis à jour le 2020/07/31