Entrée tsaitsainy (tsaitsaika (tsaika))
Partie du discours nom tsaitsaika et pronom
Explications en malgache Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jereo aivoka, fotsy) [1.1]
Exemples Dia nampitoto vary ny ankizy, hono, izy, ka nony vao tsaitsainy, dia nasainy nandrahoina, ka nohy masaka, dia nasainy naterina any amy ny mpiasan' Andrianarisaina, kely ny vary, nefa be akotry, fa vao vary tsaitsainy, ka nohanin' ny mpiasa tsy laniny, avelany mbola noana izy; [2.293]
Synonymes tsaitsaim-bary

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31