Entrée tsaikona
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy
¶ Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31