Entrée fitsaikonana (tsaikona)
Partie du discours nom
Définition malgache Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31