Entrée trotraka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
¶ Jereo valaka [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo. [Andraina: Mitaraina, page 28]
Citations 

2012/10/01