Entrée trosa
Partie du discours nom
Explications en malgache Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1]
Explications en français Dette, traite [1.13]
Exemples 
1Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4]
2ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346]
3Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11