Entrée |
triotrio
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Tanala]
anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Rakotosaona 1975]
|
| Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | bergeronnette [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [FOFAFIPE: Haivola, page 124]
|
|
Entrée |
Triotrio
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce)
|
Sous-titre | Boky famakian-teny (taona fahadimy) |
Auteur | Razafintsalama-Rabenjamina Lucie |
Editions | 1979. Pages: 221. Antananarivo.
|
Description | Elementary school book (5th year). |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
Texte |
|
|