| Entrée | 1 tranompokonolona | 
| Mots élémentaires | 2 trano, 3 foko, 4 olona | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en anglais | 6   a town hall [1.7] | 
| Explications en français | 7   salle de fêtes d'une ville [1.8] | 
| Exemples | 8   Nafana ny rivotra niainana tao amin' ny tranompokonolona.
[2.472#] 9 Dia tonga ny mpitsidika ny fambolena ary noraisina tao an-tranompokonolona. [2.332#] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |