|
|
|
|

Entrée (1/2)1  trandraka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
4 Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/2)16  trandraka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18 Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
Explications en anglais  19 tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explications en français  20 tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
21 grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
22 hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  23  Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57]
24  "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Vocabulaire  25  Zoologie: mammifères
Autres orthographes  26 tandraka
Synonymes  27 kelora
Tous les mots composés  28  2 combinaisons de ce mot
Nom scientifique 
Proverbes  30  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09