|
|
|
|

Entrée1  fitrandrahana
Radical  2 trandraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
5 Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [1.1]
Explications en français  6 exploitation [1.13]
Exemples  7  D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v]

Mis à jour le 2025/11/17