Entrée toton > toto
Partie du discours nom
Définition malgache Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
¶ Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
¶ Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
¶ Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [Rajemisa 1985]
Traduction française (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
toto
totoko
totonao
totony
totontsika
totonay
totonareo
toton'
toton-
totom-
Mots composés, titres, noms 

Entrée toton > toto
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] mandeha ran'orona, velezina [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] fijininihan'ny ra an'orona [Rakotosaona 1975]