|
|
|
|

Entrée (1/2)1  toto
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
4  Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
5  Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
6  Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1]
Explications en français  7  (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196]
Vocabulaire  8  Botanique
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)26  toto
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  mandeha ran'orona, velezina [Tambahoaka] [1.78]
29  fijininihan'ny ra an'orona [Taisaka] [1.78]
Vocabulaire  30  Santé

Mis à jour le 2023/07/10