Entrée manoto (toto)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamely amin' ny fisoirana amin' ny tandroka: Mora fantarina ny omby manoto [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoto
nanoto
hanoto
manotoa
Citations 

2010/05/14