Entrée torimaso (tory, maso)
Partie du discours nom
Définition malgache Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Devinettes Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo manao sangy mahery, Ifaralahy manao fo lentika? Torimaso ~ Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy? Torimaso

2013/04/05