|
|
|
|

Entrée1  tononkalo
Mots élémentaires  2 tonona, 3 kalo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [1.1]
6 lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13]
Explications en français  7 poème [1.13]
Exemples  8  Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao. [2.285]
9  Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576]
Vocabulaire  10  Littérature: (en général) 11  Poésie
Tous les mots composés  12 mpahaitononkalo

Mis à jour le 2025/11/09