|
|
|
|

Entrée1  tongo-takotra
Mots élémentaires  2  tongotra, 3  takotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12