Entrée tondro miandra reny (tondro, andra, reny)
Partie du discours locution
Définition malgache milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/09/20