|
|
|
|

Entrée1  tondrahana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tondraka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý
Explications en anglais  10  [1.7] to be watered, to be moistened
Explications en français  11  [1.8] qu'on arrose, qu'on humecte
Exemples  12  [2.117#] tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana.
13  [2.332#] Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody.
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot tondrahana

Anagrammes  15  handrantoa, handraotan, handroatan, tandrohana, tondrahana

Mis à jour le 2025/08/10