|
|
|
|

Entrée1  tondra-drano
Mots élémentaires  2  tondraka, rano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka
Explications en anglais  5  [1.7] a flood
Explications en français  6  [1.8, 1.5] inondation
7  [1.13][tondradrano] inondation
8  [1.8] crue
Exemples  9  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
10  Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59]
Vocabulaire  11  Géographie: (en général)
Synonymes  12  safo-drano

Mis à jour le 2024/08/13