|
|
|
|

Entrée1  tompon-trano
Mots élémentaires  2 tompo, 3 trano
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny. [1.1]
Exemples  6  Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. [2.356#]
7  Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02