|
|
|
|

Entrée1  tompon' ny laka
Mots élémentaires  2 tompo, 3 laka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
6 mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explications en anglais  7 to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explications en français  8 qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Synonymes  9 mahazo laka

Mis à jour le 2025/09/12