|
|
|
|

Entrée1  mahazo laka
Mots élémentaires  2  mahazo, 3  laka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Explications en anglais  6  to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Explications en français  7  qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Exemples  8  Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonymes  9  tompon' ny laka

Mis à jour le 2025/09/12