|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tompo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
4  Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
5  Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
6  Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1]
Explications en anglais  7  master, owner; sir [1.7]
Explications en français  8  maître, propriétaire [1.8]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
unkLabel:Xzoonyms: 
Anthroponymes 
Toponymes 
Titres  45  Ny Andriantompokoindrindra (Rasamimanana Joseph)
Article  46  Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)47  Tompo
Partie du discours  48  nom propre (biblique)
Explications en anglais  49  Lord [2.996]
Explications en français  50  Seigneur [2.996]
Vocabulaire  51  Ecritures Saintes
Mots composés 
Tableaux et planches  53  Liste complète
Article  54  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Mis à jour le 2023/05/31