|
|
|
|

Entrée1  tombom-barotra
Mots élémentaires  2 tombo, 3 varotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra. [1.1]
[tombombarotra] 6 ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana. [1.13]
Explications en anglais  7 profit. [1.7]
Explications en français  8 bénéfice. [1.8]
[tombombarotra] 9 bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation. [1.13]
Exemples  10  Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27#]
Vocabulaire  11  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/11/02