Entrée tombo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] fihalehibeazana [Rakotosaona 1972]
 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an increase, a profit, a surplus [Hallanger 1973]
Définition française augmentation, croissance; bénéfice; surplus [Hallanger 1974]
Définition française avantage, gain [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tombo (2): Ambohimitombo, Tomboarivo

2017/05/20