Entrée tolona
Partie du discours nom
Définition malgache [ toloña ] [Bezanozano, Tambahoaka] ady (lalao) [Rakotosaona 1972]
 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
¶ Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [Rajemisa 1985]
Définition française lutte [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
tolona
toloko
tolonao
tolony
tolontsika
tolonay
tolonareo
tolon'
tolon-
tolom-
tolo-
Exemples Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [Andraina: Mitaraina, page 195]
Citations 

2017/04/03