Entrée mitolona (tolona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
¶ Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
¶ Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika
Mitovy hevitra: mamia ~ mamihina ~ mangeja ~ mangia ~ mibeda [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] manao tolona [Rakotosaona 1972]
Morphologie 
mitolona
nitolona
hitolona
mitoloma
Synonymes mifampitolona
Exemples Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [Andraina: Mitaraina, page 194]
Citations 

2013/11/06