|
|
|
|

Entrée1 mamia
Radical  2fia
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
Explications en anglais  5 to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
Exemples  6 Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857#]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 mamay, 13 mamia

Mis à jour le 2025/11/02