Entrée tokonana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [1.1]
Explications en français Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [1.3]
 Seuil [1.13]
Exemples ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996]
Synonymes tokonam-baravarana
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11