|
|
|
|

Entrée1  tokam-bolana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]4  tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Explications en français  5  fidèle [1.13]
Mots élémentaires  6  tokana, volana

Mis à jour le 2023/05/24