|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tohy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
4  Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
5  Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
6  Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
7  Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
Explications en français  8  fonction, raccordement, connexion [1.13]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
14  unkLabel:5av: :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/2)25  tohy
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  fifandonana [Taisaka] [1.78]

Mis à jour le 2023/07/23