|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpampitohy
Radical  2 tohy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara).
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy). [1.1]
6 zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa. [1.13]
Explications en anglais  7 coordinating conjunction. [3.1]
Explications en français  8 conjonction de coordination. [1.13]
Exemples  9  tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314#]
Vocabulaire  10  Linguistique
Tous les mots composés  11 mpampitohy fehezan-teny
Tableaux et planches  12  Toutes les conjonctions

Entrée (2/2)13  mpampitohy
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15 forongo mpanelanelana. [1.13]
Explications en français  16 pièce intermédiaire.
17 connecteur. [1.13]
Vocabulaire  18  Technique
Tous les mots composés  19 mpampitohy mivolombatolalaka

Mis à jour le 2025/11/09